Eksodosy 5:6 - DIEM PROTESTANTA
Androtr’iny ihany dia nomen’ny Farao baiko ireo Ejiptianina lehiben’ny asa fanompoana sy ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nilazany hoe:
Jereo ny toko
Io andro io ihany, i Farao dia nandidy ireo mpampiasa ny vahoaka sy ireo mpifehy azy hoe:
Jereo ny toko
Androtr’iny ihany dia nomen’ny Farao baiko ireo Ejiptianina lehiben’ny asa fanompoana sy ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nilazany hoe:
Jereo ny toko
Androtr’izay ihany dia nomen’i Faraôna teny ny mpampiasa ny vahoaka sy ny mpanoratra nataony hoe:
Jereo ny toko
Ary tamin’izany andro izany Farao nandidy ny mpampiasa ny olona mbamin’ny mpifehy azy ka nanao hoe:
Jereo ny toko
Ary tamin'izany andro izany Farao nandidy ny mpampiasa ny olona mbamin'ny mpifehy azy ka nanao hoe:
Jereo ny toko
Io andro io ihany, i Farao dia nandidy ireo mpampiasa ny vahoaka sy ireo mpifehy azy hoe:
Jereo ny toko