Eksodosy 40:32 - DIEM PROTESTANTA Nisasa toy izany ireo isaky ny hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana sy hanatona ny alitara, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa niditra ao amin’ny tranolay fihaonana mantsy izy ireo ka nanakaiky ny alitara dia nisasa, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisasa toy izany ireo isaky ny hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana sy hanatona ny alitara, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Baiboly Katolika Rehefa hiditra ao an-trano lay fihaonana sy hanatona ny ôtely izy ireo, dia nisasa, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Baiboly Protestanta Malagasy Raha niditra tao amin’ny trano-lay fihaonana izy, ary raha nanakaiky ny alitara, dia nisasa izy, dia araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Malagasy Bible Raha niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana izy, ary raha nanakaiky ny alitara, dia nisasa izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. La Bible en Malgache Rehefa niditra ao amin’ny tranolay fihaonana mantsy izy ireo ka nanakaiky ny alitara dia nisasa, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. |
«Ento hankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna sy ireo zanany lahy, dia ampandroy amin’ny rano fandroana.
Avy eo dia novelarina teo ambonin’ny fonena-masina ny lay, ary napetraka teo ambonin’io lay io ny sarona fiarovana, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Nampiasain’i Mosesy sy i Aharôna mbamin’ny zanany lahy izany mba hanasany ny tongony sy ny tanany.
Nasain’i Mosesy natsangana ny temitry ny kianja manodidina ny fonena-masina sy ny alitara, ary nahantona ny varavarana lamba teo am-pidirana ny kianja. Dia vitan’i Mosesy avokoa ny asa rehetra.
mifanaraka amin’ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Tao an-taniefitr’i Sinay no nanaovany ny fanisana.