Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 40:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Nampiasain’i Mosesy sy i Aharôna mbamin’ny zanany lahy izany mba hanasany ny tongony sy ny tanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Teo no nanadiovan’i Mosesy sy i Arona ary ireo zanany ny tongony aman-tanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Nampiasain’i Mosesy sy i Aharôna mbamin’ny zanany lahy izany mba hanasany ny tongony sy ny tanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 ary nanasa ny tanany sy ny tongony teo i Môizy sy i Aarôna mbamin’ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary teo no nanasan’i Mosesy sy Arona ary ny zanany ny tongony aman-tànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary teo no nanasan'i Mosesy sy Arona ary ny zanany ny tongony aman-tànany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Teo no nanadiovan’i Mosesy sy i Arona ary ireo zanany ny tongony aman-tanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 40:31
8 Rohy Ifampitohizana  

Hanasa tanana aho satria tsy manan-tsiny. TOMPO ô, hanodidina ny alitaranao aho


Napetraka teo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara ny kovetabe ho an’ny fidiovana, ary nofenoina rano.


Nisasa toy izany ireo isaky ny hiditra ao amin’ny Tranolay fihaonana sy hanatona ny alitara, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


Fa novalian’i Jesoa hoe: –Izay efa nandro tsy mila hosasana afa-tsy ny tongony ihany, fa efa madio ny tenany manontolo. Ianareo koa dia madio, nefa tsy ianareo rehetra.


Andriamanitra dia ao amin’ny mazava: ka raha miaina ao amin’ny fahazavana tahaka Azy isika, dia misy fiombonana amintsika samy isika; ary ny ran’i Jesoa Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny karazam-pahotana rehetra.


Fa raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mitana ny toky nomeny Andriamanitra sady miantra, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny ratsy isan-karazany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra