Eksodosy 29:4 - DIEM PROTESTANTA4 «Ento hankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna sy ireo zanany lahy, dia ampandroy amin’ny rano fandroana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary ento kosa i Arona sy ny zanany hankeo amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ka ampandroy amin’ny rano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 «Ento hankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna sy ireo zanany lahy, dia ampandroy amin’ny rano fandroana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 «Dia ampandrosoy i Aarôna sy ireo zanany ho eo amin’ny fidirana amin’ny trano lay fihaonana, ka ampandroy amin’ny rano izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary Arona sy ny zanany dia ento hankeo amin’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana, ka ampandroy amin’ny rano izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary Arona Sy ny zanany dia ento hankeo amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ka ampandroy amin'ny rano izy Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary ento kosa i Arona sy ny zanany hankeo amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ka ampandroy amin’ny rano. Jereo ny toko |
Ankoatra izany, ireo mpisorona izay niditra tao amin’ny Toera-masina dia tsy mahazo mandeha any amin’ny kianja ivelany avy hatrany; fa tsy maintsy ao amin’ireo efitrano ireo no amelany ny fanamiana masina izay nentiny nanompo ny Tompo, ary ao koa no iakanjoany ireo fitafiany hafa alohan’ny hankanesany any amin’ny toerana misy ny sarambabem-bahoaka.»