Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny lamba fandrakofana ny fanaka fampiasa tao amin’ny Toeramasina sy ny fanamiana voatokana ho an’i Aharôna, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Eksodosy 28:5 - DIEM PROTESTANTA Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky mbamin’ny rongony madinika sy kofehy volamena no hampiasain’ireo mpahay taozavatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Halain’ireo ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky mbamin’ny rongony madinika sy kofehy volamena no hampiasain’ireo mpahay taozavatra. Baiboly Katolika Ny hanaovany azy dia volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary aoka haka ny volamena sy ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika izy. Malagasy Bible Ary aoka haka ny volamena sy ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika izy. La Bible en Malgache Halain’ireo ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika. |