Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:6 - DIEM PROTESTANTA

6 «Mpahay taozavatra no hanao ny efôda amin’ny kiran-drongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ka asiana peta-kofehy volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Dia aoka izy hanao ny efoda amin’ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika, asan’ny mpanenona mahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 «Mpahay taozavatra no hanao ny efôda amin’ny kiran-drongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ka asiana peta-kofehy volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 «Ny efôda dia hataony amin’ny volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika voahasina, ampifahoina amin’ny tenona lavorary.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Dia aoka izy hanao ny efoda amin’ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan’ny mpanenona mahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Dia aoka izy hanao ny efoda amin'ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan'ny mpanenona mahay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Dia aoka izy hanao ny efoda* amin’ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika, asan’ny mpanenona mahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:6
11 Rohy Ifampitohizana  

volon’ondry miloko volomparasy na mena na jaky, rongony madinika, volon’osy,


vato berila sy vatosoa hafa ho an’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.


«Ary momba ny fonena-masina, dia lamba temitra folo vita amin’ny kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no hanaovana azy, ravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.


Beritelo zairina amin’ny sisiny roa no hitondrana ny efôda.


Avy eo dia ampiakanjoy an’i Aharôna ny fanamiana voatokana: dia ny akanjo lava ivelany, ny akanjo vita peta-kofehy, ny efôda ary ny saron-tratra, ka afatory ny samboadin’ny efôda.


Koa andro maro no hijanonan’ny Israelita tsy hana-mpanjaka na filoha, sorona na tsangam-bato, efôda na terafîma.


Dia nampiakanjoiny an’i Aharôna ny akanjo lava anatiny sady noetràny fehikibo; avy eo nampiakanjoiny azy ny akanjo lava ivelany ary ny efôda no nataony teo amboniny, efôda izay nogiaziny tamin’ny fatorany ka natafiny azy.


Ary ny volamena dia nanamboaran’i Gidehôna efôda izay napetrany tao Hofrà tanànany. Ary notompoin’ny Israelita rehetra toy ny sampy izany efôda izany, ka tonga fandrika ho an’i Gidehôna sy ny ankohonany.


Raha nialokaloka eo amin’i Davida tany Kehilà i Abiatara zanakalahin’i Ahimelèka, dia nitondra ny efôda niaraka taminy.


Ka hoy i Davida tamin’i Abiatara mpisorona sady zanakalahin’i Ahimeleka: –Ento atỳ amiko ny efôda fanontaniana ny Tompo, azafady. Dia nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efôda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra