Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Beritelo zairina amin’ny sisiny roa no hitondrana ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Hisy soroka roa eo amin’ny sisiny roa mba hampikambana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Beritelo zairina amin’ny sisiny roa no hitondrana ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Asiana sorony roa izy, hanambatra ny sisiny roa hampikambana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Aoka hisy soroka roa avy amin’ny sisiny roa hampikambana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Aoka hisy soroka roa avy amin'ny sisiny roa hampikambana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Hisy soroka roa eo amin’ny sisiny roa mba hampikambana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:7
5 Rohy Ifampitohizana  

ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia hapetaka amin’ny bokom-bolamena izay eo ambonin’ny beritelon’ny efôda mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.


«Mpahay taozavatra no hanao ny efôda amin’ny kiran-drongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ka asiana peta-kofehy volamena.


Hotenomina ho iray amin’ny efôda sady hatao amin’ny kofehy mitovy amin’ny nanaovana azy ny samboady fitazonana ny efôda.


ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia napetaka tamin’ny bokom-bolamena izay teo ambonin’ny beritelon’ny efôda, mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana.


Beritelo nozairina tamin’ny sisiny roa no nitondrana ny efôda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra