Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:5 - Baiboly Katolika

5 Ny hanaovany azy dia volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Halain’ireo ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky mbamin’ny rongony madinika sy kofehy volamena no hampiasain’ireo mpahay taozavatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky mbamin’ny rongony madinika sy kofehy volamena no hampiasain’ireo mpahay taozavatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary aoka haka ny volamena sy ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary aoka haka ny volamena sy ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Halain’ireo ny volamena, lamba manga, volomparasy, jaky ary ny lamba rongony fotsy madinika.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:5
3 Rohy Ifampitohizana  

Natao tamin’ny jaky volomparasy, sy jaky mangatrakatraka, ary lamba mena antitra ny fanamiana enti-manao ny fomba-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina, mbamin’ny fanamiana masina ho an’i Aarôna, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra