Fa raha tsy mbola nandry akory ireo, dia efa voahodidin’ny lehilahy tao an-tanànan’i Sôdôma ny trano; teo avokoa na ny antitra na ny tanora, tsy nisy avakavaka.
Eksodosy 16:2 - DIEM PROTESTANTA Nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Aharôna tany an-taniefitra ny fiangonana Israelita tsivakivolo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona tany an-tany efitra ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Aharôna tany an-taniefitra ny fiangonana Israelita tsivakivolo, Baiboly Katolika Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna tao an’efitra ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy Arona tany an-efitra ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, Malagasy Bible Dia nimonomonona tamin'i Mosesy sy Arona tany an-efitra ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, La Bible en Malgache Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona tany an-tany efitra ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo |
Fa raha tsy mbola nandry akory ireo, dia efa voahodidin’ny lehilahy tao an-tanànan’i Sôdôma ny trano; teo avokoa na ny antitra na ny tanora, tsy nisy avakavaka.
Vetivety anefa dia hadinon’ireo razanay ny asa nataon’Andriamanitra ka tsy andriny akory ny fandaharany.
Fony tany Ejipta ny razanay, dia tsy nahatakatra ny asanao mahagaga; tsy nahatsiaro ny halehiben’ny fitiavanao izy, koa teo akaikin’ny Ranomasin’ny Volotara dia nikomy taminao Avo Indrindra.
sady niteny tamin’i Mosesy hoe: –Moa tsy nisy fasana ve tany Ejipta no nentinao ho faty atỳ an-taniefitra izahay? Izao ve no namoahanao anay hiala tany Ejipta?
Fa rehefa main’ny hetaheta mafy ny vahoaka, dia nimonomonona tamin’i Mosesy ka nanao taminy hoe: –Nahoana moa ianao no nampiakatra anay niala tany Ejipta? Moa ny hahatonga anay ho fatin-ketaheta eto miaraka amin’ny zanakay sy ny bibinay ve?
ka hoy ireto mpitandrin-draharaha tamin’izy mirahalahy: –Aoka ho hitan’ny TOMPO izao nataonareo izao ka hanamelohany anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra tamin’ny Farao sy ny tandapany izahay; eny, nasianareo sabatra eny an-tanan’ireo mba hamonoany anay!
Nahita ny voninahitro sy ny asa mahagaga nataoko tany Ejipta sy tany an-taniefitra izy ireo, nefa tsy nitsahatra naka fanahy Ahy tamin’ny tsy fihainoany ny teniko;
Aoka ianareo tsy himonomonona toy ny nataon’ny sasany tamin’ireny, izay maty naripak’ilay anjely mpandringana.