Eksodosy 5:21 - DIEM PROTESTANTA21 ka hoy ireto mpitandrin-draharaha tamin’izy mirahalahy: –Aoka ho hitan’ny TOMPO izao nataonareo izao ka hanamelohany anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra tamin’ny Farao sy ny tandapany izahay; eny, nasianareo sabatra eny an-tanan’ireo mba hamonoany anay! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Hoy izy ireo tamin’i Mosesy sy i Arona: NY TOMPO anie hijery sy hitsara anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra eo anatrehan’i Farao sy eo anatrehan’ny mpanompony izahay ka nasianareo sabatra eo an-tanany hamonoany anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 ka hoy ireto mpitandrin-draharaha tamin’izy mirahalahy: –Aoka ho hitan’ny TOMPO izao nataonareo izao ka hanamelohany anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra tamin’ny Farao sy ny tandapany izahay; eny, nasianareo sabatra eny an-tanan’ireo mba hamonoany anay! Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 ka nilaza taminy hoe: «Aoka i Iaveh no hahita anareo sy hitsara; fa ny fitia azonay tamin’i Faraôna sy ny mpanompony nataonareo mody halavolo, ary notoloranareo sabatra eo an-tanany izy hamonoana anay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 dia hoy izy tamin’izy roa lahy: Jehovah anie hijery sy hitsara anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra eo anatrehan’i Farao sy eo anatrehan’ny mpanompony izahay, ka nasianareo sabatra eo an-tànany hamonoany anay. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 dia hoy izy tamin'izy roa lahy: Jehovah anie hijery sy hitsara anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra eo anatrehan'i Farao sy eo anatrehan'ny mpanompony izahay, ka nasianareo sabatra eo an-tànany hamonoany anay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Hoy izy ireo tamin’i Mosesy sy i Arona: NY TOMPO anie hijery sy hitsara anareo, satria efa nataonareo mangidy hoditra eo anatrehan’i Farao sy eo anatrehan’ny mpanompony izahay ka nasianareo sabatra eo an-tanany hamonoany anay. Jereo ny toko |
Hafatra momba ny biby mivesatra entana any Negeba. Faritra mampahory sy mampitebiteby sady misy liona masiaka mierona ary koa menarana sy dragona manidina no indro vakivakîn’ny olona ka itondrany harena sy zava-tsoa eny an-damosin’ny boriky sy eny ambony trafon’ny rameva hankany amin’ny firenena tsy mahasoa azy akory.
Horoahiko lavitra anareo ny fahavalonareo avy any avaratra ka halefako any an-taniefitra sy karankaina; any amin’ny Ranomasina Maty no hazerako ny lohalalany, ary any amin’ny Ranomasina Mediteranea no hatsipiko ny vodilalany. Fofon-dratsy no hiakatra avy amin’ny fatin’ireo ka hanamaimbo ny rivotra. Eny, zava-dehibe toy izany no nataon’ny TOMPO taminareo.