Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Niala tao Elima ny vahoaka Israelita manontolo, ka tonga tao amin’ny taniefitra Sina, eo anelanelan’i Elima sy ny tendrombohitra Sinay, tamin’ny volana faharoa, andro faha-15 taorian’ny nialany tany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary tamin’ny andro fahadimy amby folo tamin’ny volana faharoa taorianan’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo ka nankany amin’ny tany efitra Sina izay eo anelanelan’i Elima sy i Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Niala tao Elima ny vahoaka Israelita manontolo, ka tonga tao amin’ny taniefitra Sina, eo anelanelan’i Elima sy ny tendrombohitra Sinay, tamin’ny volana faharoa, andro faha-15 taorian’ny nialany tany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Niala teo Elima izy ireo ary ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra dia tonga tany an’efitra Sina, anelanelan’i Elima sy Sinaia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 Ary tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folo tamin’ny volana faharoa taorian’ny nialany tany amin’ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, ka nankany amin’ny efitra Sina, izay eo anelanelan’i Elima sy Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo tamin'ny volana faharoa taorian'ny nialany tany amin'ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nankany amin'ny efitra Sina, izay eo anelanelan'i Elima sy Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary tamin’ny andro fahadimy amby folo tamin’ny volana faharoa taorianan’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo ka nankany amin’ny tany efitra Sina izay eo anelanelan’i Elima sy i Sinay.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:1
7 Rohy Ifampitohizana  

Ka tamin’io andro io indrindra no navoakan’ny TOMPO tamim-pilaminana avy tany Ejipta ny Israelita.


Hotehiriziko hatramin’ny andro faha-14 amin’ity volana ity izany, ka ny harivan’io andro io dia samy hamono azy ny fiangonana israelita manontolo.


Avy eo dia tonga tao Elima ny Israelita; nisy loharano 12 sy rofia fitopolo tao, ka nitoby teo akaikin’ny rano izy ireo.


Araka ny baikon’ny TOMPO dia niala tao an-taniefitr’i Sina ny fiangonana Israelita manontolo mba hanohy ny diany. Nitoby tao Refidima izy, kanefa tsy nisy rano hosotroin’ny vahoaka tao.


Ny andro voalohany tamin’ny volana fahatelo taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta no nahatongavany tao an-taniefitr’i Sinay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra