Eksodosy 14:16 - DIEM PROTESTANTA
Ingao ny tehinao, ka ahinjiro eo ambony ranomasina ny tananao. Ary saraho ny rano, dia hamaky eo afovoan’ny rano eo amin’ny tany maina ny Israelita.
Jereo ny toko
Ary ianao, aingao ny tehinao ka atsory ambonin’ny ranomasina ny tananao dia saraho ny rano ka handeha hamakivaky eo afovoan’ny ranomasina, mandia tany maina, ny Zanak’Israely.
Jereo ny toko
Ingao ny tehinao, ka ahinjiro eo ambony ranomasina ny tananao. Ary saraho ny rano, dia hamaky eo afovoan’ny rano eo amin’ny tany maina ny Israelita.
Jereo ny toko
Ianao manainga ny tehinao sy maninjira ny tananao eo ambonin’ny ranomasina dia hampisaraka roa azy; ary ny zanak’i Israely kosa hamaky eo afovoany mandia tany maina,
Jereo ny toko
Ary aingao ny tehinao, dia ahinjiro ambonin’ny ranomasina ny tànanao, ka saraho ny rano, dia handeha hamaky eo afovoan’ny ranomasina mandia ny tany maina ny Zanak’Isiraely.
Jereo ny toko
Ary aingao ny tehinao, dia ahinjiro ambonin'ny ranomasina ny tananao, ka saraho ny rano, dia handeha hamaky eo afovoan'ny ranomasina mandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely.