Eksodosy 12:2 - DIEM PROTESTANTA
«Ity volana ity aminareo no ho volana voalohany, ka izy no hataonareo fiandohan’ny taona.
Jereo ny toko
Ity volana ity no volana voalohany ho anareo; ho volana voalohany amin’ny taona ho anareo izany.
Jereo ny toko
«Ity volana ity aminareo no ho volana voalohany, ka izy no hataonareo fiandohan’ny taona.
Jereo ny toko
«Ity volana ity no aoka ho fiandoham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin’ny taona izany ho anareo.
Jereo ny toko
Ity volana ity ho voaloham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin’ny taona ho anareo izy.
Jereo ny toko
Ity volana ity ho voaloham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin'ny taona ho anareo izy.
Jereo ny toko
Ity volana ity no volana voalohany ho anareo; ho volana voalohany amin’ny taona ho anareo izany.
Jereo ny toko