Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 28:16 - DIEM PROTESTANTA

16 «Ny andro faha-14, amin’ny volana voalohany isan-taona, no hankalazana ny fetin’ny Paska, ho voninahitry ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany dia Paska an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 «Ny andro faha-14, amin’ny volana voalohany isan-taona, no hankalazana ny fetin’ny Paska, ho voninahitry ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 «Amin’ny volana voalohany, andro faha-14n’ny volana, dia Pakan’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary ny andro fahefatra ambin’ny folo amin ny volana voalohany dia Paskan’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany dia Paskan'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 28:16
15 Rohy Ifampitohizana  

Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy Aharôna tany Ejipta hoe:


Manomboka ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany ka hatramin’ny harivan’ny andro faha-21 amin’ny volana no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.


Ny fety voalohany hankalazainareo dia ny fetin’ny mofo tsy misy leviora: mandritra ny fito andro voatondro amin’ny volana Abiba no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora araka izay efa nandidiako anareo. Tamin’io volana io manko no nialanareo tany Ejipta; koa aza miseho eo amin’ny alitarako mitondra tanam-polo.


«Ankalazao ny fetin’ny mofo tsy misy leviora; mandritra ny fito andro voatondro amin’ny volana Abiba no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora araka izay efa nandidiako anareo. Fa volana Abiba toy izany no nialanareo tany Ejipta.


Tamin’ny andro voalohany natao hihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany hanontany Azy hoe: –Aiza no tianao hanomananay ho anao ny sakafo Paska?


–Fantatrareo fa indroa andro sisa tsy hahatongavan’ny fankalazana ny Paska; ary ny Zanak’olona dia hatolotra hohomboana amin’ny hazofijaliana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra