Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 12:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Manomboka ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany ka hatramin’ny harivan’ny andro faha-21 amin’ny volana no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Amin’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, amin’ny hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira, hatramin’ny harivan’ny andro fahiraika amby roapolo amin’ny volana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Manomboka ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany ka hatramin’ny harivan’ny andro faha-21 amin’ny volana no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Amin’ny volana voalohany, andro fahefatra ambin’ny folo, amin’ny hariva ka hatramin’ny harivan’ny andro faharaika amby roapolo no hihinananareo ny mofo tsy misy lalivay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Amin’ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan’ny andro fahiraika amby roa-polo amin’ny volana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan'ny andro fahiraika amby roa-polo amin'ny volana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Amin’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, amin’ny hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira, hatramin’ny harivan’ny andro fahiraika amby roapolo amin’ny volana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 12:18
6 Rohy Ifampitohizana  

«Mandritra ny fito andro no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora. Raha vao amin’ny andro voalohany dia efa esory tsy ho ao an-tranonareo ny leviora. Fa na iza na iza mihinana mofo misy leviora, manomboka amin’ny andro voalohany ka hatramin’ny andro fahatelo, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita izy.


Tamin’ny andro voalohany natao hihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany hanontany Azy hoe: –Aiza no tianao hanomananay ho anao ny sakafo Paska?


Dia nitoby tao Gilgala ny Israelita, teo amin’ny tany lemaka akaikin’i Jerikao, ka nankalaza ny Paska fony harivan’ny andro faha-14 tamin’io volana io.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra