Daniela 5:13 - DIEM PROTESTANTA
Tamin’izay dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka nitenenany hoe: –Ianao ve no Daniela, isan’ny Jiosy babo izay nentin’ny mpanjaka raiko avy any Joda?
Jereo ny toko
Dia nampidirina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary niteny tamin’i Daniela ny mpanjaka hoe: Ianao va no Daniela, ilay isan’ny babo avy amin’ny taranak’i Joda, izay noentin’ny mpanjaka raiko avy tany Joda?
Jereo ny toko
Tamin’izay dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka nitenenany hoe: –Ianao ve no Daniela, isan’ny Jiosy babo izay nentin’ny mpanjaka raiko avy any Joda?
Jereo ny toko
Dia nampidirina teo anatrehan’ny mpanjaka Daniela. Ary ny mpanjaka niteny ka nanao tamin’i Daniela hoe: Hianao mantsy no Daniela, ilay isan’ny babo avy amin’ny taranak’i Joda, izay nentin’ny mpanjaka raiko avy tany Joda.
Jereo ny toko
Dia nampidirina teo anatrehan'ny mpanjaka Daniela. Ary ny mpanjaka niteny ka nanao tamin'i Daniela hoe: Hianao mantsy no Daniela, ilay isan'ny babo avy amin'ny taranak'i Joda, izay nentin'ny mpanjaka raiko avy tany Joda.