Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 1:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ary i Daniela dia nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ary nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjaka i Daniela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary i Daniela dia nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary Daniela nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary Daniela nahatratra ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ary nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjaka i Daniela.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 1:21
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona voalohany nanjakàn’i Kirôsa amperôran’i Persia no tanteraka ny teny nampilazain’ny TOMPO an’i Jeremià mpaminany. Nanaitra fanahy an’i Kirôsa manko tamin’izay ny TOMPO ka nahatonga azy hampiely an-kabary sy an-tsoratra eran’ny fanjakany manontolo ireto hafatra ireto:


«Izao no lazain’i Kirôsa amperôran’i Persia. Ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra dia efa nanome ahy ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany ary efa nandidy ahy hanorina tempoly ho Azy any Jerosalema, izay ao amin’ny tanin’i Joda.


Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Kirôsa mpanjakan’i Persia, dia nisy hafatra nambara tamin’i Daniela izay nantsoina koa hoe Beltesatsara. Izany hafatra izany dia azo antoka sady nilaza fa hisy fisedrana goavana. Nodinihin’i Daniela izany hafatra izany; ary tamin’ny alalan’ny fahitana no nahafantarany ny heviny.


Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy zava-mahagaga any an-danitra sy etỳ an-tany; Izy no namonjy an’i Daniela ho afaka tamin’ny vahohon’ny liona.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra