Dieny mbola velona kosa i Abrahama no samy notolorany fanomezana ireo zanaky ny vadikeliny ary nampanalaviriny an’i Itsehàka zanany hankany amin’ny tany atsinanana.
2Tantara 21:3 - DIEM PROTESTANTA Samy notoloran-drainy fanomezana betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary fanaka sarobidy mbamin’ny fifehezana tanànamimanda sasany tao Joda; fa ny maha-andriamanjaka kosa dia natolony an’i Jôrama, satria izy no lahimatoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nomen’ny rainy harena betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin’ny tanàna mimanda sasany tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an’i Jehorama, satria izy no lahimatoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Samy notoloran-drainy fanomezana betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary fanaka sarobidy mbamin’ny fifehezana tanànamimanda sasany tao Joda; fa ny maha-andriamanjaka kosa dia natolony an’i Jôrama, satria izy no lahimatoa. Baiboly Katolika Samy nomen-drainy tolo-bohitra betsaka izy ireo, dia volamena, volafotsy, zavatra sarobidy, mbamin’ny tanàna mimanda amin’i Jodà; fa ny fanjakana kosa napetrany amin’i Jôrama, fa izy no lahimatoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nomen-drainy harena betsaka ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin’ny tanàna sasany mimànda tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an’i Jehorama, satria izy no lahimatoa. Malagasy Bible Ary nomen-drainy harena betsaka ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin'ny tanàna sasany mimanda tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an'i Jehorama, satria izy no lahimatoa. La Bible en Malgache Nomen’ny rainy harena betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin’ny tanàna mimanda sasany tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an’i Jehorama, satria izy no lahimatoa. |
Dieny mbola velona kosa i Abrahama no samy notolorany fanomezana ireo zanaky ny vadikeliny ary nampanalaviriny an’i Itsehàka zanany hankany amin’ny tany atsinanana.
Kinga i Rehabohama ka nanaparitaka ny zanakalahiny hafa rehetra eran’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna, dia tany amin’ny tanànamimanda samihafa; nomeny sakafo betsaka ireo sady nitadiavany vady maro.
Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Raha manome ampahan’ny taniny ho an’ny anankiray amin’ny zanany lahy ny printsy filoha, dia ho lovan’io zanany lahy io sady ho lovan’ny taranany koa izany.