2Tantara 17:4 - DIEM PROTESTANTA
Nitady ny Andriamanitry ny razany kosa izy, ka nizotra araka ny didiny fa tsy araka ny fanaon’ny Israelita tavaratra.
Jereo ny toko
fa NY TOMPO, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nandehanany, fa tsy mba araka ny fanaon’ny Israely.
Jereo ny toko
Nitady ny Andriamanitry ny razany kosa izy, ka nizotra araka ny didiny fa tsy araka ny fanaon’ny Israelita tavaratra.
Jereo ny toko
fa Andriamanitry ny rainy no nokatsahiny, ary narahiny ny didiny fa tsy naka tahaka ny nataon’i Israely.
Jereo ny toko
fa Jehovah, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nalehany, fa tsy mba araka ny fanaon’ny Isiraely.
Jereo ny toko
fa Jehovah, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nalehany, fa tsy mba araka ny fanaon'ny Isiraely.
Jereo ny toko
fa NY TOMPO, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nandehanany, fa tsy mba araka ny fanaon’ny Israely.
Jereo ny toko