2Tantara 17:3 - DIEM PROTESTANTA3 Niaraka tamin’i Jôsafata ny TOMPO, satria nanaraka ny toetran’i Davida razany fahiny izy fa tsy mba nitady ireo andriamanitra Bahala. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ary NY TOMPO nomba an’i Josafata satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy tamin’ny voalohany izy fa tsy mba nitady ireo Baala; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Niaraka tamin’i Jôsafata ny TOMPO, satria nanaraka ny toetran’i Davida razany fahiny izy fa tsy mba nitady ireo andriamanitra Bahala. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Nomban’i Iaveh i Jôsafata fa nandeha tamin’ny lalana voalohany nalehan’i Davida rainy; tsy nikatsaka an’ireo Baala izy Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary Jehovah nomba an’i Josafata, satria nandeha tamin’ny nalehan’i Davida rainy izy, dia ilay tamin’ny voalohany, fa tsy mba nitady ireo Bala; Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary Jehovah nomba an'i Josafata, satria nandeha tamin'ny nalehan'i Davida rainy izy, dia ilay tamin'ny voalohany, fa tsy mba nitady ireo Bala; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ary NY TOMPO nomba an’i Josafata satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy tamin’ny voalohany izy fa tsy mba nitady ireo Baala*; Jereo ny toko |
Nampitady an’i Ahazià izy ka tany Samaria niereny no nisy nahita azy; dia nentina ho any amin’i Jehò izy ary novonoina ho faty. Nalevina ihany anefa izy, satria hoy ny olona hoe: «Taranak’i Jôsafata, ilay nitady ny TOMPO tamin’ny fony manontolo, ity.» Tamin’izay dia tsy mbola nisy afaka nitana fanjakana ny terak’i Ahazià.