2Tantara 17:2 - DIEM PROTESTANTA2 Nametrahany miaramila tamin’ny tanànamimanda rehetra eran’i Joda ary koa toby miaramila tao amin’ny tanin’i Joda sy tamin’ireo tanàna efraimita efa azon’i Asà rainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Namponina miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra manerana ny tanin’i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin’ny tanin’i Joda sy tany amin’izay tanànan’i Efraima efa azon’i Asa rainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nametrahany miaramila tamin’ny tanànamimanda rehetra eran’i Joda ary koa toby miaramila tao amin’ny tanin’i Joda sy tamin’ireo tanàna efraimita efa azon’i Asà rainy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 nametraka antoko-miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra amin’i Jodà izy, ary nametraka miaramila mponina tamin’ny tanànan’i Efraima efa azon’i Asà rainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary namponina miaramila tamin’ny tanàna mimànda rehetra eran’i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin’ny tany Joda sy tany amin’izay tanànan’ny Efraima efa azon’i Asa rainy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary namponina miaramila tamin'ny tanàna mimanda rehetra eran'i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin'ny tany Joda sy tany amin'izay tanànan'ny Efraima efa azon'i Asa rainy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Namponina miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra manerana ny tanin’i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin’ny tanin’i Joda sy tany amin’izay tanànan’i Efraima efa azon’i Asa rainy. Jereo ny toko |
Rehefa ren’i Asà izany teny izany na hoe ny faminanian’i Hazarià mpaminany zanakalahin’i Hôdeda, dia nihasahy izy ka nanaisotra ny sampy tamin’ny faritanin’i Joda sy i Benjamîna manontolo ary tamin’ny tanàna izay azony tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma. Avy eo dia nohavaoziny ny alitaran’ny TOMPO, izay teo anoloan’ny fidirana amin’ny tranon’ny TOMPO.