2Tantara 13:8 - DIEM PROTESTANTA
Ankehitriny ianareo dia mihambo hanohitra ny fanjakana izay napetraky ny TOMPO eo an-tanan’ny taranak’i Davida. Marobe tokoa ianareo sady tafaraka aminareo ny ombilahikely volamena izay nataon’i Jerôbohama ho andriamanitrareo.
Jereo ny toko
Ary ankehitriny ianareo dia mikasa hanohitra ny fanjakan’NY TOMPO, izay eo an-tanan’ny taranak’i Davida; ary marobe ianareo, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.

Ary ianareo ankehitriny mba matoky hahery eo anatrehan’ny fanjakan’i Iaveh izay eo an-tanan’ny taranak’i Davida; sady vahoaka maro be ianareo, ary miaraka aminareo ny zanak’omby volamena nataon’i Jerôbôama ho andriamanitrareo.
Jereo ny toko
Ary ankehitriny hianareo mikasa hanohitra ny fanjakan’i Jehovah, izay eo an-tànan’ny taranak’i Davida; ary hianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.
Jereo ny toko
Ary ankehitriny ianareo mikasa hanohitra ny fanjakan'i Jehovah, izay eo an-tànan'ny taranak'i Davida; ary ianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon'i Jeroboama ho andriamanitrareo.