2Tantara 20:6 - DIEM PROTESTANTA6 ka nivavaka nanao hoe: –Ry TOMPO Andriamanitry ny razanay ô, Ianao tokoa no Andriamanitra any an-danitra. Ianao no mifehy ny fanjakana rehetra eo amin’ny firenena isan-tokony, ary eo an-tananao ny hery amam-pahefana ka tsy misy mahatohitra Anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 ka niteny hoe: RY TOMPO, Andriamanitry ny razanay ô, tsy Ianao va no Andriamanitra any an-danitra? Eny, Ianao no manapaka amin’ny fanjakan’ny Jentilisa rehetra, ary eo an-tananao ny hery sy ny fahefana ka tsy misy mahasakana Anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 ka nivavaka nanao hoe: –Ry TOMPO Andriamanitry ny razanay ô, Ianao tokoa no Andriamanitra any an-danitra. Ianao no mifehy ny fanjakana rehetra eo amin’ny firenena isan-tokony, ary eo an-tananao ny hery amam-pahefana ka tsy misy mahatohitra Anao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 «Ry Iaveh Andriamanitry ny razanay ô, moa tsy Andriamanitra any an-danitra va Ianao? Ary moa tsy manapaka ny fanjakana rehetra amin’ny firenena, ary moa tsy eo an-tananao va ny hery amam-pahefana, ka tsy misy hahatohitra Anao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 ka nanao hoe: Ry Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, tsy Hianao va no Andriamanitra any an-danitra? Eny, Hianao no manapaka amin’ny fanjakan’ny jentilisa rehetra, ary eo an-tànanao ny hery sy ny fahefana, ka tsy misy mahasakana Anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 ka nanao hoe: Ry Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, tsy Hianao va no Andriamanitra any an-danitra? Eny, Hianao no manapaka amin'ny fanjakan'ny jentilisa rehetra, ary eo an-tananao ny hery sy ny fahefana, ka tsy misy mahasakana Anao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 ka niteny hoe: RY TOMPO, Andriamanitry ny razanay ô, tsy Ianao va no Andriamanitra any an-danitra? Eny, Ianao no manapaka amin’ny fanjakan’ny Jentilisa* rehetra, ary eo an-tananao ny hery sy ny fahefana ka tsy misy mahasakana Anao. Jereo ny toko |
Hoy koa ny TOMPO: «Indro Aho toy ny liona miakatra avy ao an-kirihitralan’i Jôrdàna ka mirifatra mankany amin’ny fonenany; ka ao anatin’ny indray mipi-maso no hampandosirako ireo Edômita. Ary hapetrako hifehy ao Edôma ilay nofidiko ho lehibeny. Koa iza no azo ampitahaina amiko? Iza no sahy hifandahatra amiko? Ary iza no mpitondra hahatohitra Ahy?»