2Tantara 20:5 - DIEM PROTESTANTA5 Voahodidin’ny mponin’i Joda sy i Jerosalema tafangona i Jôsafata no nijoro tao an-tranon’ny TOMPO, teo anoloan’ilay kianja vaovao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary nijoro teo amin’ny fiangonan’i Joda sy i Jerosalema, tao amin’ny tranon’NY TOMPO, teo anoloan’ny kianja vaovao, i Josafata Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Voahodidin’ny mponin’i Joda sy i Jerosalema tafangona i Jôsafata no nijoro tao an-tranon’ny TOMPO, teo anoloan’ilay kianja vaovao, Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Ary i Jôsafata nitsangana teo afovoan’ny fiangonan’i Jodà sy i Jerosalema tao an-tranon’i Iaveh eo anoloan’ny kianja vaovao, ka nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Josafata nitsangana teo amin’ny fiangonan’ny Joda sy Jerosalema, tao amin’ny tranon’i Jehovah, teo anoloan’ny kianja vaovao, Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Josafata nitsangana teo amin'ny fiangonan'ny Joda sy Jerosalema, Tao amin'ny tranon'i Jehovah, teo anoloan'ny kianja vaovao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary nijoro teo amin’ny fiangonan’i Joda sy i Jerosalema, tao amin’ny tranon’NY TOMPO, teo anoloan’ny kianja vaovao, i Josafata Jereo ny toko |
Ary nitsangana teo ambonin’ny lampihazo voatokana ho azy ny mpanjaka, dia nanavao fanekempihavanana teo anatrehan’ny TOMPO mba hanarahan’ny tsirairay ny TOMPO sy hitandrina ny didiny sy ny fepetrany ary ny lalànany amin’ny fony manontolo sy ny fanahiny manontolo, ka hampiharany ny tenin’ny fanekempihavanana izay voasoratra ao amin’io boky io.