ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatita. Taorian’izany dia niparitaka ireo foko kanahanita,
2Tantara 13:4 - DIEM PROTESTANTA Teo an-tampon’i Tsemaraîma, tendrombohitr’i Efraîma, no nijoro i Abià ka niteny hoe: «Henoy aho, ry Jerôbohama sy ry Israelita rehetra! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima izay any amin’ny tany be havoana any Efraima i Abia ka niteny hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Israely rehetra: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo an-tampon’i Tsemaraîma, tendrombohitr’i Efraîma, no nijoro i Abià ka niteny hoe: «Henoy aho, ry Jerôbohama sy ry Israelita rehetra! Baiboly Katolika Nitsangana teo an-tampon-tendrombohitra Semeròna, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraima, i Abià ka nanao hoe: «Mihainoa ahy, ry Jerôbôama sy i Israely rehetra! Baiboly Protestanta Malagasy Ary Abia nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay any amin’ny tany havoan’i Efraima, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Isiraely rehetra: Malagasy Bible Ary Abia nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay any amin'ny tany havoan'i Efraima, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Isiraely rehetra: La Bible en Malgache Nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima izay any amin’ny tany be havoana any Efraima i Abia ka niteny hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Israely rehetra: |
ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatita. Taorian’izany dia niparitaka ireo foko kanahanita,
Ary i Abià no nanomboka izany ka nitondra miaramila maherifo, dia vatan-dehilahy voafantina nisy andiany efajato. I Jerôbohama kosa nandahatra ny azy hiady aminy, dia vatan-dehilahy voafantina nisy andiany valonjato sady samy maherifo avokoa.
ka niainga hitsena an’i Asà izy ary nanao taminy hoe: –Mihainoa ahy, ry Asà mbaminareo Jodeanina sy i Benjaminita rehetra. Miaraka aminareo ny TOMPO, raha miaraka aminy ianareo. Raha mitady Azy ianareo, dia hahita Azy; fa raha mandao Azy ianareo, dia hilaozany.
Notantaraina tamin’i Jôtama izany. Koa lasa izy nitsangana teo an-tampon’ny tendrombohitra Gerizima, dia nanandra-peo ka niantso mafy hoe: –Mihainoa ahy ianareo mponin’i Sekema, dia mba hihaino anareo koa Andriamanitra!