Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 10:18 - DIEM PROTESTANTA

18 ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatita. Taorian’izany dia niparitaka ireo foko kanahanita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 ny Arvadita ary ny Zemarita sy ny Hamatita; tatỳ aoriana dia niely ireo fokon’ny Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatita. Taorian’izany dia niparitaka ireo foko kanahanita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 ny Aradianina, ny Semareanina, ary ny Amateanina. Ary nony tatỳ aoriana niely ny fokon’ny Kananeanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen’ny Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen'ny Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 ny Arvadita ary ny Zemarita sy ny Hamatita; tatỳ aoriana dia niely ireo fokon’ny Kananita.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 10:18
14 Rohy Ifampitohizana  

sy ny Hivita, ny Harkita sy ny Sinita,


ka ny faritaniny dia nanomboka hatreo Tsidôna mihazo an’i Gerara ka hatrany Gazà, ary mankany Sôdôma sy Gômôra ary Admà sy Tsebôima ka hatrany Lesà.


Ren’i Tôhỳ, mpanjakan’i Hamata, fa resin’i Davida avokoa ny tafik’i Hadadehezera;


Fa nitondra olona avy tany Babilôna sy Kotà na avy tany Havà sy Hamata ary Sefarvaîma ny mpanjakan’i Asiria mba hapetrany amin’ireo tanànan’i Samaria hisolo ny Israelita izay voasesitany; ireo no nahazo ny faritr’i Samaria ho fananany ka nitoetra tamin’ny tanànany.


ny olona avy any Babilôna dia nanao sarivongan’i Sokôta-Benôta; ny avy any Kota nanao sarivongan’i Nergala; ny avy any Hamata nanao sarivongan’i Asimà;


ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatîta.


Teo an-tampon’i Tsemaraîma, tendrombohitr’i Efraîma, no nijoro i Abià ka niteny hoe: «Henoy aho, ry Jerôbohama sy ry Israelita rehetra!


Tsy tahaka an’i Karkemisy ve no niafaran’ny tanànan’i Kalne? Tsy tahaka an’i Arpada ve no niafaran’i Hamata? Tsy tahaka an’i Damasy ve no niafaran’i Samaria?


Mponina avy any Tsidôna sy Arvada no nampiasainao ho mpivoy; ny olona havanana teo aminao no tantsambonao, ry Tiro ô,


Azy toraka izany ihany koa i Hamata akaikin’i Damasy ary ny tanànan’i Tiro sy i Tsidôna izay misy olona kinga tokoa.


Avy eo an-tendrombohitra Hôra, dia ny lalana mankany Lebô-Hamata no hamaritanareo azy, ary hipaka any Tsedada.


i Bety-Harabà, i Tsemaraîma, i Betela,


Ireo tanàna mimanda kosa dia i Tsidima, i Tsera, i Hamata, i Kinereta,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra