2Tantara 13:5 - DIEM PROTESTANTA5 Tsy tokony ho fantatrareo ve fa ny TOMPO Andriamanitr’i Israely efa nanome mandrakizay ny fanjakàn’i Israely ho an’i Davida sy ny taranany? Eny, nataony fanekena tsy azo foanana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Moa tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ho an’i Davida mandrakizay ny fanjakan’ny Israely, dia ho azy sy ny taranany tamin’ny fanekena tsy azo ivadihana mandrakizay? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Tsy tokony ho fantatrareo ve fa ny TOMPO Andriamanitr’i Israely efa nanome mandrakizay ny fanjakàn’i Israely ho an’i Davida sy ny taranany? Eny, nataony fanekena tsy azo foanana izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ho an’i Davida mandrakizay, ny fanjakana amin’i Israely, dia ho azy sy ny taranany, amin’ny fanekena tsy azo dikaina? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Moa tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ho an’i Davida mandrakizay ny fanjakan’ny Isiraely? dia ho azy sy ny taranany amin’ny fanekena nasian-tsira. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Moa tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ho an'i Davida mandrakizay ny fanjakan'ny Isiraely? dia ho azy sy ny taranany amin'ny fanekena nasiantsira. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Moa tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ho an’i Davida mandrakizay ny fanjakan’ny Israely, dia ho azy sy ny taranany tamin’ny fanekena tsy azo ivadihana mandrakizay? Jereo ny toko |
Koa ankehitriny, ry TOMPO Andriamanitr’i Israely ô, mba tanteraho hanambinana an’i Davida raiko sady mpanomponao ilay fampanantenana nataonao taminy, fony Ianao nilaza hoe: ‹Raha mitandrina fitondrantena ireo taranakao ka mizotra araka ny lalànako tahaka ny nataonao teo anatrehako, dia tsy ho diso zanakalahy amin’ireo ianao noho ny amiko, dia zanakalahy izay hanjaka handimby anao eo amin’ny sezafiandrianan’i Israely.›
Hoy ny TOMPO tamin’i Samoela: –Mandra-pahoviana ihany no halahelovanao an’i Saoly, nefa na Izaho aza efa nandà azy tsy ho mpanjakan’i Israely intsony? Raiso ny diloilonao, dia mandehana; fa irahiko ho any amin’i Jisay any Betlehema ianao, satria efa nifidy anankiray tamin’ny zanany aho mba ho mpanjaka.