Ary niady tamin’i Israely ny Filistinina; dia nandositra azy ny Israelita ka faty maro no nitsitsitra teny an-tendrombohitra Gilbôa.
1Tantara 9:44 - DIEM PROTESTANTA Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; ireo no zanakalahin’i Atsela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao avy no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana; ireo no zanakalahin’i Azela. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; ireo no zanakalahin’i Atsela. Baiboly Katolika Nanan-janaka enin-dahy i Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bôkrao, Ismaela, Sarià, Obadià, ary Hanàna. Ireo no zanaka lahin’i Asela. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin’i Azela. Malagasy Bible Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin'i Azela. La Bible en Malgache Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao avy no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana; ireo no zanakalahin’i Azela. |
Ary niady tamin’i Israely ny Filistinina; dia nandositra azy ny Israelita ka faty maro no nitsitsitra teny an-tendrombohitra Gilbôa.
Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo.
i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Refaià no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Refaià; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.