Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:43 - DIEM PROTESTANTA

43 i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Refaià no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Refaià; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 i Moza no niteraka an’i Binea. I Refaia no zanakalahin’i Binea; i Elasa no zanakalahin’i Refaia, i Azela no zanakalahin’i Elasa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Refaià no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Refaià; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 I Mosà niteraka an’i Banaà, i Rafaià zanany, i Elasà zanany, i Asela zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 ary Moza niteraka an’i Binea; ary Refaia no zanakalahin’i Binea, Elasa no zanakalahin’i Refaia, Azela no zanakalahin’i Elasa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 ary Moza niteraka an'i Binea; ary Refaia no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Refaia, Azela no zanakalahin'i Elasa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 i Moza no niteraka an’i Binea. I Refaia no zanakalahin’i Binea; i Elasa no zanakalahin’i Refaia, i Azela no zanakalahin’i Elasa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:43
3 Rohy Ifampitohizana  

i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Rafà no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Rafà; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.


I Ahaza no ray niteraka an’i Jahirà; i Jahirà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;


Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; ireo no zanakalahin’i Atsela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra