Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:42 - DIEM PROTESTANTA

42 I Ahaza no ray niteraka an’i Jahirà; i Jahirà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 I Ahaza no niteraka an’i Jara; i Jara no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 I Ahaza no ray niteraka an’i Jahirà; i Jahirà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 I Akaza niteraka an’i Jarà, i Jarà niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì; i Zamrì niteraka an’i Mosà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Ary Ahaza niteraka an’i Jara; ary Jara niteraka an’i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Ary Ahaza niteraka an'i Jara; ary Jara niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 I Ahaza no niteraka an’i Jara; i Jara no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:42
3 Rohy Ifampitohizana  

i Ahaza no ray niteraka an’i Jôhadà; i Jôhadà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà;


Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Melèka ary i Taharea sy i Ahaza.


i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Refaià no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Refaià; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra