Eo ambonin’io latabatra io no hametrahana ny mofo atolotra ho Ahy, ka hisy tsy tapaka eo anatrehako izany.
1Tantara 9:32 - DIEM PROTESTANTA Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan-tsabata. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan-tsabata. Baiboly Katolika Ary ny rahalahiny sasany, amin’ny taranak’i Kaata, no niadidy ny fanamboarana ho amin’ny isan-tsabata, ny mofo alahatra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata. Malagasy Bible Ary ny sasany tamin'ny rahalahiny, tamin'ny taranaky ny Kehatita, no tonian'ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata. La Bible en Malgache Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata. |
Eo ambonin’io latabatra io no hametrahana ny mofo atolotra ho Ahy, ka hisy tsy tapaka eo anatrehako izany.
I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.
Niditra tao an-tranon’Andriamanitra ry i Davida, ka nihinana ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra izy mbamin’ny olona niaraka taminy; kanefa izany mofo izany tsy azon’izy ireo hanina fa natao ho an’ny mpisorona irery ihany!