Taranak’i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma: ny mponina tao Harôe sy ny antsasaky ny Manahetita
1Tantara 8:13 - DIEM PROTESTANTA I Berihà sy i Elpahaly ary i Sema, izay samy loham-pianakavian’ny mponina tao Aialôna, dia nandroaka ny mponina tao Gata. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Beria sy i Sema, izay loham-pianakavian’ny mponina tao Aialona dia nandroaka ny mponina tao Gata. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Berihà sy i Elpahaly ary i Sema, izay samy loham-pianakavian’ny mponina tao Aialôna, dia nandroaka ny mponina tao Gata. Baiboly Katolika I Barià sy i Samà, lohan’ny fianakaviana nonina tao Aialôna no nampandositra ny mponina tao Geta. Baiboly Protestanta Malagasy Beria koa sy Sema, izay lohan’ny fianakavian’ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; Malagasy Bible Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; La Bible en Malgache I Beria sy i Sema, izay loham-pianakavian’ny mponina tao Aialona dia nandroaka ny mponina tao Gata. |
Taranak’i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma: ny mponina tao Harôe sy ny antsasaky ny Manahetita
Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
Tamin’ny andro nanomezan’ny TOMPO fandresena ho an’ny Israelita teo anoloan’ny Amôrita, dia nivavaka tamin’ny TOMPO i Josoa ka niteny teo imason’ny Israelita hoe: –Ry masoandro, mijanona eo ambonin’ny lohasahan’i Aialôna!
ka tsy nisy Hanakita tavela intsony teo amin’i Israely, afa-tsy tao Gazà sy Gata ary Asdôda.