dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra
1Tantara 6:7 - DIEM PROTESTANTA Taranak’i Kehata: i Jitsehara zanakalahin’i Kehata, i Kôra zanakalahin’i Jitsehara, i Asiry zanakalahin’i Kôra Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Aminadaba; i Kora no zanakalahin’i Aminadaba; i Asira no zanakalahin’i Kora; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taranak’i Kehata: i Jitsehara zanakalahin’i Kehata, i Kôra zanakalahin’i Jitsehara, i Asiry zanakalahin’i Kôra Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Kaata: i Aminadaba zanany, i Kôre zanany, i Asira zanany, Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin’i Aminadaba, Asira no zanakalahin’i Kora, Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora, La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Kehata dia i Aminadaba; i Kora no zanakalahin’i Aminadaba; i Asira no zanakalahin’i Kora; |
dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra
i Jôà zanakalahin’i Zimà, i Hidao zanakalahin’i Jôà, i Zera zanakalahin’i Hidao, ary i Jeôtray zanakalahin’i Zera.
i Seraià, zanakalahin’i Hilkià sy zafin’i Mesolama sy zafiafin’i Tsadôka sy zafin-dohalik’i Meraiôta ary zafin-kitrokelin’i Ahitoba mpisorombe;