1Tantara 6:48 - DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 12 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Reobena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolòna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny antsapaka azon’ny taranak’i Merary araka ny fianakaviany dia tanàna roa amby folo avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 12 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Reobena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolòna. Baiboly Katolika Ny taranak’i Merarỳ araka ny fianakaviany dia nahazo tamin’ny loka tanàna 12 avy amin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zabolôna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny loka azon’ny taranak’i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambin’ny folo avy tamin’ny firenen’i Robena sy ny firenen’i Gada ary ny firenen’i Zebolona. Malagasy Bible Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona. La Bible en Malgache Ny antsapaka azon’ny taranak’i Merary araka ny fianakaviany dia tanàna roa amby folo avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona. |
Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.
Ho an’ireo taranak’i Merarỳ, izany hoe ny Levita sisa, dia nisy tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna: dia i Rimôna sy i Tabôra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;
Ireo Levita hafa sisa dia ny tarika taranak’i Merarỳ, ka ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny fokon’i Zebolòna dia i Jôknehama, i Kartà,