1Tantara 6:62 - DIEM PROTESTANTA62 Ho an’ireo taranak’i Merarỳ, izany hoe ny Levita sisa, dia nisy tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna: dia i Rimôna sy i Tabôra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201162 Ny an’ny sisa amin’ny taranak’i Merary, avy tamin’ny fokon’i Zebolona, dia i Rimono sy ny tany manodidina azy; i Tabara sy ny tany manodidina azy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara62 Ho an’ireo taranak’i Merarỳ, izany hoe ny Levita sisa, dia nisy tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna: dia i Rimôna sy i Tabôra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Jereo ny tokoBaiboly Katolika62 Ny nomena ny Levita sisa taranak’i Merarỳ: avy amin’ny fokon’i Zabolôna: i Rimôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy62 Ary ny an’ny sisa, taranak’i Merary, dia avy tamin’ny firenen’i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy; Jereo ny tokoMalagasy Bible62 Ary ny an'ny sisa, taranak'i Merary, dia avy tamin'ny firenen'i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy; Jereo ny toko |