Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:49 - DIEM PROTESTANTA

49 Nomen’ny Israelita ho an’ny Levita ireo tanàna ireo sy ny kijàna samy manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

49 Dia nomen’ny Zanak’Israely ho an’ny levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Nomen’ny Israelita ho an’ny Levita ireo tanàna ireo sy ny kijàna samy manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

49 Nanome ny tanàna, mbamin’ny tany fiandrasam-biby momba azy, ho an’ny Levita ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

49 Dia nomen’ny Zanak’i Isiraely ho an’ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

49 Dia nomen'ny Zanak'i Isiraely ho an'ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

49 Dia nomen’ny Zanak’Israely ho an’ny levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:49
18 Rohy Ifampitohizana  

Ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 12 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Reobena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolòna.


dia hiantra azy ilay anjely ka hanao amin’Andriamanitra hoe: «Aza avela hidina any am-pasana izy, fa efa nahita avotra ho azy aho.»


Izy ireo ihany no mahazo mihinana izay nampiasaina tamin’ny fanokanana sy ny fametrahana azy eo amin’ny raharahany mba hahazoany famelan-keloka amin’ny Tompo. Tsy misy olon-kafa mahazo mihinana ireo, fa sakafo masina ireo.


Izy ihany no hamono ilay omby eo anoloan’ny *Toeramasin’ny TOMPO; fa ireo mpisorona taranak’i Aharôna kosa hitondra ny ra ka hamafy azy manodidina eo amin’ny rindrin’ny alitara, dia ilay alitara izay eo anoloan’ny Tranolay fihaonana.


Toy ny nataon’izy mpisorombe tamin’ny ombilahy natolony ho fanalana ny otany no hataony ihany koa amin’ity ombilahy ity. Ary rehefa nataon’ny mpisorombe tamin’ireo Israelita ny fombam-pivavahana famelana, dia voavela ny otany.


Avy eo ny mpisorona dia hanao ny fombam-pivavahana famelana ho an’ny fiangonana israelita ka ho voavela izy satria ota tsy nahy izany; ary hitondra ny fanatitra amiko izy ireo, dia ny sorona levonina amin’ny afo ho Ahy TOMPO sy ny sorona fanalana ny ota eo anatrehako noho ny ota tsy nahy nataony.


Dia hoy i Mosesy tamin’i Kôra: –Tongava eo anatrehan’ny TOMPO ianao sy ny namanao rahampitso miaraka amin’i Aharôna.


Teo no nahafatesan’i Mosesy, ilay mpanompon’ny TOMPO, dia teo amin’ny tany Môaba araka ny tenin’ny TOMPO.


Taorian’ny nahafatesan’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO, dia nitenenan’ny TOMPO i Josoa zanakalahin’i Nona sady mpanampy an’i Mosesy nataony hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra