Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:48 - DIEM PROTESTANTA

48 Ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 12 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Reobena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolòna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

48 Ny antsapaka azon’ny taranak’i Merary araka ny fianakaviany dia tanàna roa amby folo avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 12 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Reobena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolòna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

48 Ny taranak’i Merarỳ araka ny fianakaviany dia nahazo tamin’ny loka tanàna 12 avy amin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zabolôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

48 Ary ny loka azon’ny taranak’i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambin’ny folo avy tamin’ny firenen’i Robena sy ny firenen’i Gada ary ny firenen’i Zebolona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

48 Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

48 Ny antsapaka azon’ny taranak’i Merary araka ny fianakaviany dia tanàna roa amby folo avy tamin’ny fokon’i Robena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolona.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:48
10 Rohy Ifampitohizana  

Novoriny koa ny lehibe rehetra tamin’i Israely mbamin’ny mpisorona sy ny levita.


Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.


Nomen’ny Israelita ho an’ny Levita ireo tanàna ireo sy ny kijàna samy manodidina azy.


Ho an’ireo taranak’i Merarỳ, izany hoe ny Levita sisa, dia nisy tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna: dia i Rimôna sy i Tabôra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;


Ireo Levita hafa sisa dia ny tarika taranak’i Merarỳ, ka ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny fokon’i Zebolòna dia i Jôknehama, i Kartà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra