Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:47 - DIEM PROTESTANTA

47 Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

47 Ny an’ny taranak’i Gersoma araka ny fianakaviany dia tanàna telo amby folo tamin’ny fokon’Isakara, ny fokon’i Asera, ny fokon’i Naftaly ary ny fokon’i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

47 Ny taranak’i Gersôma, araka ny fianakaviany, dia nahazo tanàna 13, avy amin’ny fokon’i Isakara sy ny fokon’i Asera, ary ny fokon’i Neftalì, sy ny fokon’i Manase tany Basàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

47 Ary ny an’ny taranak’i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ny folo tamin’ny firenen’Isakara sy ny firenen’i Asera sy ny firenen’i Naftaly ary ny firenen’i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

47 Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

47 Ny an’ny taranak’i Gersoma araka ny fianakaviany dia tanàna telo amby folo tamin’ny fokon’Isakara, ny fokon’i Asera, ny fokon’i Naftaly ary ny fokon’i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:47
14 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.


Manolo-tena izy ireo hobaikoin’ny taranak’i Aharôna ny amin’ny fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO na momba ireo kianja aman’efitrano izany na momba ny fanadiovana ireo fitaovana masina rehetra. Ny raharaha mifandray amin’ny fanompoana ny tranon’Andriamanitra dia ireto:


Ny an’ny taranak’i Kehata sisa, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna folo no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy ny fokon’i Dana ary ny antsasa-pokon’i Manase.


Ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 12 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Reobena sy ny fokon’i Gada ary ny fokon’i Zebolòna.


Ho an’ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia nisy tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase: dia i Gôlàna any Basàna sy i Hastarôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.


Nahorona ny Fonena-masina, dia niainga nitondra azy ny taranak’i Gersôna sy ny taranak’i Merarỳ.


Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy.


Ny sarety efatra sisa sy ny omby valo kosa dia nomeny ny taranak’i Merarỳ tamin’ny alalan’i Itamara mpisorona sady zanakalahin’i Aharôna, araka ny ilainy amin’ny asany.


Ireo tarika tamin’ny levita taranak’i Geresôna kosa dia ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase teny atsinanana dia i Gôlàna any Basàna, izay tanàna fialofana, sy i Behestèra: izany hoe tanàna roa mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Ny azon’ny taranak’i Merarỳ kosa dia tanàna 12 avy tamin’ny fokon’i Reobena sy fokon’i Gada ary fokon’i Zebolòna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra