Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:46 - DIEM PROTESTANTA

46 Ny an’ny taranak’i Kehata sisa, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna folo no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy ny fokon’i Dana ary ny antsasa-pokon’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

46 Ny an’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny fokon’izany firenena izany dia tanàna folo araka ny antsapaka tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 Ny an’ny taranak’i Kehata sisa, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna folo no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy ny fokon’i Dana ary ny antsasa-pokon’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

46 Ny azon’ny taranak’i Kaata sisa, tamin’ny loka, dia tanàna folo, avy amin’ny foko sy ny antsasa-pokon’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

46 Ary ny an’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny fokon’izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

46 Ary ny an'ny taranak'i Kehata sisa tamin'ny fokon'izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

46 Ny an’ny taranak’i Kehata sisa tamin’ny fokon’izany firenena izany dia tanàna folo araka ny antsapaka tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:46
2 Rohy Ifampitohizana  

ny avy tamin’ny fokon’i Benjamîna dia i Geba sy i Halemeta ary i Hanatôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Dia 13 izany no isan’ny tanàna rehetra anjaran’ny taranak’i Aharôna araka ny fianakaviany avy.


Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra