Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:45 - DIEM PROTESTANTA

45 ny avy tamin’ny fokon’i Benjamîna dia i Geba sy i Halemeta ary i Hanatôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Dia 13 izany no isan’ny tanàna rehetra anjaran’ny taranak’i Aharôna araka ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

45 ary avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba sy ny tany manodidina azy, i Alemeta sy ny tany manodidina azy, i Anatota sy ny tany manodidina azy. Telo amby folo no isan’ny tanànan’izy mianakavy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 ny avy tamin’ny fokon’i Benjamîna dia i Geba sy i Halemeta ary i Hanatôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Dia 13 izany no isan’ny tanàna rehetra anjaran’ny taranak’i Aharôna araka ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

45 ny avy amin’ny fokon’i Benjamina kosa, dia i Gabea mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Almata mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy. Totalin’ny tanànan’izy ireo, tanàna 13 araka ny fianakaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

45 ary avy tamin’ny firenen’i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin’ny folo no isan’ny tanànan’izy mianakavy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

45 ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin'ny folo no isan'ny tanànan'izy mianakavy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

45 ary avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba sy ny tany manodidina azy, i Alemeta sy ny tany manodidina azy, i Anatota sy ny tany manodidina azy. Telo amby folo no isan’ny tanànan’izy mianakavy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:45
3 Rohy Ifampitohizana  

ka nangataka hiresaka amin’ny mpanjaka. Kanjo dia i Eliakima zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra sy i Jôà zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.


Ny an’ny taranak’i Kehata sisa, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna folo no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy ny fokon’i Dana ary ny antsasa-pokon’i Manase.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra