Tsy mbola nilaza ny hamono ny anaran’i Israely tsy ho eo ambanin’ny lanitra anefa ny TOMPO; koa dia tamin’ny alalan’i Jerôbohama zanakalahin’i Jôasy no namonjeny azy.
1Tantara 6:15 - DIEM PROTESTANTA i Simehà zanakalahin’i Hozà, i Hagià zanakalahin’i Simehà, ary i Hasaià zanakalahin’i Hagià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Simea no zanakalahin’i Oza; i Hagia no zanakalahin’i Simea; i Asaia no zanakalahin’i Hagia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Simehà zanakalahin’i Hozà, i Hagià zanakalahin’i Simehà, ary i Hasaià zanakalahin’i Hagià. Baiboly Katolika i Samaà zanany, i Hagià zanany, i Asaià zanany. Baiboly Protestanta Malagasy Simea no zanakalahin’i Oza, Hagia no zanakalahin’i Simea, Asaia no zanakalahin’i Hagia. Malagasy Bible Simea no zanakalahin'i Oza, Hagia no zanakalahin'i Simea, Asaba no zanakalahin'i Hagia. La Bible en Malgache i Simea no zanakalahin’i Oza; i Hagia no zanakalahin’i Simea; i Asaia no zanakalahin’i Hagia. |
Tsy mbola nilaza ny hamono ny anaran’i Israely tsy ho eo ambanin’ny lanitra anefa ny TOMPO; koa dia tamin’ny alalan’i Jerôbohama zanakalahin’i Jôasy no namonjeny azy.
Dia nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.
ary nasain’ny mpanjaka hovonoina ho faty tao ihany. Toy izany no nitondrana ny vahoaka Jodeanina ho babo lavitry ny taniny.
Taranak’i Merarỳ: i Mahilỳ zanakalahin’i Merarỳ, i Libnỳ zanakalahin’i Mahilỳ, i Simehỳ zanakalahin’i Libnỳ, i Hozà zanakalahin’i Simehỳ,
Taranak’i Levỳ no voatendrin’i Davida hihira tao an-tranon’ny TOMPO, niantomboka hatramin’ny nametrahana tao ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanana.
Dia niroso niasa indray i Zerobabela, zanakalahin’i Sealtiela, sy i Jesoa, zanakalahin’i Jôtsadaka, mba hanorina ny tranon’Andriamanitra ao Jerosalema ary nanampy azy roa lahy koa ireo mpaminanin’Andriamanitra.
Ary ny mponina sisa tao an-tanàna sy ireo olona nitolo-batana ary ny mpahay taozavatra sisa dia nalefan’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ho sesitany tany Babilôna.
Ireto no isan’ireo olona nasain’i Nebokadnetsara nentina ho babo: tamin’ny taona fahafito nanjakany, Jodeanina 3 023;
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, fony andro voalohan’ny volana fahenina, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany. Hafatra ho an’ny governoran’i Joda, dia i Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela, sy ho an’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky izany ka nanao hoe:
I Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela ary koa i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky mbamin’izay rehetra tafaverina avy any an-tsesitany dia nandray tsara ny tenin’ny TOMPO Andriamaniny, izay nampitain’i Hagay mpaminany araka ny efa nanirahan’ny TOMPO Andriamaniny azy; ary naneho fanajana ny TOMPO ireo olona ireo.
Dia notairin’ny TOMPO ny risi-pon’i Zerobabela governoran’i Joda sy ny an’i Josoa mpisorombe ary ny an’izay rehetra tafaverina avy any an-tsesitany; ary dia rafitra ireo nanao ny tranon’ilay TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamaniny,
Hafatra ho an’ny governoran’i Joda, dia i Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela sy ho an’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky ary ho an’izay rehetra tafaverina avy any an-tsesitany no nasain’ny Tompo nambarany hoe:
Nony tonga tao Antiôkia izy roa lahy, dia namory ny Fiangonana, ka nitantara ny zavatra rehetra nampanaovin’Andriamanitra azy ary koa nitantara ny namohan’Andriamanitra varavarana ho an’ny hafa firenena mba hahazoany mino.
Fa tsy misy sahiko lazaina, raha tsy izay notontosain’i Kristy tamin’ny alalako mba hitaomana ny hafa firenena hanaiky an’Andriamanitra: dia izay notontosain’i Kristy tamin’ny teny sy asa,