Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Taranak’i Merarỳ: i Mahilỳ zanakalahin’i Merarỳ, i Libnỳ zanakalahin’i Mahilỳ, i Simehỳ zanakalahin’i Libnỳ, i Hozà zanakalahin’i Simehỳ,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly; i Libny no zanakalahin’i Maly; i Semey no zanakalahin’i Libny; i Oza no zanakalahin’i Semey;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Taranak’i Merarỳ: i Mahilỳ zanakalahin’i Merarỳ, i Libnỳ zanakalahin’i Mahilỳ, i Simehỳ zanakalahin’i Libnỳ, i Hozà zanakalahin’i Simehỳ,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì, i Lobnì zanany, i Semeià zanany, i Ozà zanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ny zanakalahin’i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin’i Maly, Semey no zanakalahin’i Libny, Oza no zanakalahin’i Semey,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin'i Maly, Semey no zanakalahin'i Libny, Oza no zanakalahin'i Semey,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly; i Libny no zanakalahin’i Maly; i Semey no zanakalahin’i Libny; i Oza no zanakalahin’i Semey;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:14
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.


Ny zanakalahin’i Samoela dia i Jôela ny zokiny ary i Abià ny zandriny.


i Simehà zanakalahin’i Hozà, i Hagià zanakalahin’i Simehà, ary i Hasaià zanakalahin’i Hagià.


Tatỳ aoriana, tamin’ny andro nanjakàn’i Artakserksesa amperôran’i Persia, no nipoiran’i Hezrà. Io Hezrà io dia zanakalahin’i Seraià sy zafin’i Hazarià sy zafiafin’i Hilkià


i Seraià, zanakalahin’i Hilkià sy zafin’i Mesolama sy zafiafin’i Tsadôka sy zafin-dohalik’i Meraiôta ary zafin-kitrokelin’i Ahitoba mpisorombe;


Nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.


Ary hakànao volafotsy sy volamena izany, dia hanaovanao satroboninahitra ka hapetrakao eo an-dohan’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra