1Tantara 6:15 - DIEM PROTESTANTA15 i Simehà zanakalahin’i Hozà, i Hagià zanakalahin’i Simehà, ary i Hasaià zanakalahin’i Hagià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 i Simea no zanakalahin’i Oza; i Hagia no zanakalahin’i Simea; i Asaia no zanakalahin’i Hagia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 i Simehà zanakalahin’i Hozà, i Hagià zanakalahin’i Simehà, ary i Hasaià zanakalahin’i Hagià. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 i Samaà zanany, i Hagià zanany, i Asaià zanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Simea no zanakalahin’i Oza, Hagia no zanakalahin’i Simea, Asaia no zanakalahin’i Hagia. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Simea no zanakalahin'i Oza, Hagia no zanakalahin'i Simea, Asaba no zanakalahin'i Hagia. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 i Simea no zanakalahin’i Oza; i Hagia no zanakalahin’i Simea; i Asaia no zanakalahin’i Hagia. Jereo ny toko |
I Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela ary koa i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky mbamin’izay rehetra tafaverina avy any an-tsesitany dia nandray tsara ny tenin’ny TOMPO Andriamaniny, izay nampitain’i Hagay mpaminany araka ny efa nanirahan’ny TOMPO Andriamaniny azy; ary naneho fanajana ny TOMPO ireo olona ireo.