Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Ny zanakalahin’i Samoela dia i Jôela ny zokiny ary i Abià ny zandriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny zanakalahin’i Samoela dia i Vasny, lahimatoa, sy i Abia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ny zanakalahin’i Samoela dia i Jôela ny zokiny ary i Abià ny zandriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Zanaka lahin’i Samoela: i Vanesì lahy matoa, dia i Abià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny zanakalahin’i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny zanakalahin'i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny zanakalahin’i Samoela dia i Vasny, lahimatoa, sy i Abia.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:13
10 Rohy Ifampitohizana  

ka nangataka hiresaka amin’ny mpanjaka. Kanjo dia i Eliakima zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra sy i Jôà zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.


–Mankanesa any amin’i Hilkià mpisorombe, ka asaivo angoniny ny vola izay naterin’ny olona tao an-tranon’ny TOMPO na noraisin’ny mpiandry varavarana taminy.


i Eliela zanakalahin’i Tôa, i Jerôhama zanakalahin’i Eliela, (ary i Samoela zanakalahin’i Jerôhama).


Taranak’i Merarỳ: i Mahilỳ zanakalahin’i Merarỳ, i Libnỳ zanakalahin’i Mahilỳ, i Simehỳ zanakalahin’i Libnỳ, i Hozà zanakalahin’i Simehỳ,


Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela


Ny mpandraharahan’i Jôsià koa dia nanome biby ho an’ny vahoaka sy ho an’ny mpisorona ary ho an’ny levita. I Hilkià sy i Zakarià ary i Jehiela izay samy mpiandraikitra ny tranon’Andriamanitra, dia nanome ondry aman’osy 2 600 ary omby roa arivo ho an’ny mpisorona mba hatao soron’ny Paska.


Fa i Tsedekià mpanjakan’i Joda efa naniraka an’i Elehasà, zanakalahin’i Safàna sy an’i Gemarià zanakalahin’i Hilkià hankany Babilôna ho any amin’i Nebokadnetsara mpanjaka. Koa nampitondrain’i Jeremià azy roa lahy ny taratasy milaza hoe:


I Jôela no anaran-janany lahimatoa ary i Abià no anaran’ny zandriny; tany Beèra-Sèba izy ireo no nanao ny asa maha mpitondra azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra