Jeremia 39:9 - DIEM PROTESTANTA9 Ary ny mponina sisa tao an-tanàna sy ireo olona nitolo-batana ary ny mpahay taozavatra sisa dia nalefan’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ho sesitany tany Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia noentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo tany Babilona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ary ny mponina sisa tao an-tanàna sy ireo olona nitolo-batana ary ny mpahay taozavatra sisa dia nalefan’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ho sesitany tany Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 ary ny vahoaka sisa tamin’ny tany izay tafajanona teo, dia nentin’i Nabozardàna lehiben’ny mpiambina, ho babo any Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia nentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo tany Babylona. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia nentin'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ho babo tany Babylona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia noentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo tany Babilona. Jereo ny toko |
Mbola nisy andia-miaramila jodeanina tavela tany an-tsaha; henon’ireo lehibeny sy ireo olom-peheziny fa ny mpanjakan’i Babilôna efa nanendry an’i Gedalià, zanakalahin’i Ahikama hitondra ny tany sy nanankina taminy ny mahantra, dia izay lehilahy sy vehivavy ary ankizy tsy nentina ho babo tany Babilôna.