Jeremia 39:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ankoatra izany, dia nodoran’ny Babilônianina ny lapan’ny mpanjaka sy ny tranon’ny olona tao Jerosalema sady noravany ny mandan’ny tanàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Nodoran’ny Kaldeana tamin’ny afo ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka, ary noravany ny mandan’i Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ankoatra izany, dia nodoran’ny Babilônianina ny lapan’ny mpanjaka sy ny tranon’ny olona tao Jerosalema sady noravany ny mandan’ny tanàna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Raha efa izany, dia nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny tranon’ny vahoaka, ary noravany ny mandan’i Jerosalema. Ny vahoaka sisa izay tafajanona tao an-tanàna, mbamin’ireo mpilefa nitolo-tena nanaiky azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary nodoran’ny Kaldeana tamin’ny afo ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka, ary ny màndan’i Jerosalema noravany. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary nodoran'ny Kaldeana tamin'ny afo ny tranon'ny mpanjaka sy ny tranon'ny vahoaka, ary ny mandan'i Jerosalema noravany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Nodoran’ny Kaldeana tamin’ny afo ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka, ary noravany ny mandan’i Jerosalema. Jereo ny toko |
Eo am-panafihana azy ny Babilônianina izao ka ho tafiditra ao an-tanàna, dia handrava sy handoro azy amin’ny afo, indrindra ireo trano izay nampahasosotra Ahy satria teo amin’ny tafony marin-tampona no nandoroana zava-manitra mifangaro ho an’i Bahala sy nanolorana fanatitra divay ho an’ireo andriamani-kafa.