Jeremia 39:7 - DIEM PROTESTANTA7 Avy eo dia nasainy nopotsirina voamaso i Tsedekià sady norohizany rojovy mba hoentina any Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Nopotsiriny ny mason’i Zedekia, dia nafatony tamin’ny gadra varahina izy hoentiny any Babilona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Avy eo dia nasainy nopotsirina voamaso i Tsedekià sady norohizany rojovy mba hoentina any Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Raha efa izany dia nopotsiriny ny mason’i Sedesiasa, ary nafatony tamin’ny rojo varahina roa izy hoentina any Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary nopotsiriny ny mason’i Zedekia, dia nafatony tamin’ny gadra varahina izy ho entiny any Babylona. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary nopotsiriny ny mason'i Zedekia, dia nafatony tamin'ny gadra varahina izy ho entiny any Babylona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Nopotsiriny ny mason’i Zedekia, dia nafatony tamin’ny gadra varahina izy hoentiny any Babilona. Jereo ny toko |
Satria izao no lazain’ny TOMPO: «Indro hatolotro ho amin’ny fihorohoroana ianao sy ny namanao rehetra. Ho fatin’ny sabatry ny fahavalony manko ireo namanao; ary ny masonao no hahita izany. Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna ny vahoakan’i Joda rehetra ka hoentiny ho babo any Babilôna na hovonoiny ho faty amin’ny sabatra.