Ireo taranak’i Gada rehetra ireo dia voasoratra tanaty boky avokoa tamin’ny andron’i Jôtama mpanjakan’i Joda sy tamin’ny andron’i Jerobohama mpanjakan’i Israely.
1Tantara 5:7 - DIEM PROTESTANTA Ny rahalahin’i Beerà, araka ny fianakaviany avy, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny taranany; ka ny voalohany dia i Jehiela, ny manaraka dia i Zakarià, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy, raha araka ny tetiarana, dia i Jeiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zakaria Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny rahalahin’i Beerà, araka ny fianakaviany avy, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny taranany; ka ny voalohany dia i Jehiela, ny manaraka dia i Zakarià, Baiboly Katolika Rahalahin’i Beera, samy araka ny fianakaviany avy, araka ny nanoratana azy ao amin’ny tetiarana, araka ny taranany: i Jehiela filohany, sy i Zakaria, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan’ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria Malagasy Bible Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan'ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria La Bible en Malgache Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy, raha araka ny tetiarana, dia i Jeiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zakaria |
Ireo taranak’i Gada rehetra ireo dia voasoratra tanaty boky avokoa tamin’ny andron’i Jôtama mpanjakan’i Joda sy tamin’ny andron’i Jerobohama mpanjakan’i Israely.
ary i Beerà zanakalahin’i Bahala; io Beerà io, izay nentin’i Tiglato-Pilesera mpanjakan’i Asiria ho babo, no filohan’ny Reobenita.