Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 5:7 - Baiboly Katolika

7 Rahalahin’i Beera, samy araka ny fianakaviany avy, araka ny nanoratana azy ao amin’ny tetiarana, araka ny taranany: i Jehiela filohany, sy i Zakaria,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy, raha araka ny tetiarana, dia i Jeiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zakaria

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Ny rahalahin’i Beerà, araka ny fianakaviany avy, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny taranany; ka ny voalohany dia i Jehiela, ny manaraka dia i Zakarià,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ny rahalahin’i Beerà, araka ny fianakaviany avy, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny taranany; ka ny voalohany dia i Jehiela, ny manaraka dia i Zakarià,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan’ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan'ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy, raha araka ny tetiarana, dia i Jeiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zakaria

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 5:7
2 Rohy Ifampitohizana  

no efa nanoratana an’ireo zanak’i Gada rehetra tamin’ny tetiaram-pirazanana.


i Beerà zanany, izay nobaboin’i Telgata-Falasara mpanjakan’i Asiria; anisan’ny loham-pirenena Robenita izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra