Ny taranak’i Gada dia nonina tandrifin’ny Reobenita tao amin’ny faritany Basàna ka hatrany Salkà:
1Tantara 5:12 - DIEM PROTESTANTA tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joela no lohany, i Safama no manarakaraka, ary i Janay sy i Safata no tany Basana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata. Baiboly Katolika i Joela filohany, i Safàna no manarakaraka, vao i Janaì sy i Safata tany Basàna. Baiboly Protestanta Malagasy Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana. Malagasy Bible Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana. La Bible en Malgache I Joela no lohany, i Safama no manarakaraka, ary i Janay sy i Safata no tany Basana. |
Ny taranak’i Gada dia nonina tandrifin’ny Reobenita tao amin’ny faritany Basàna ka hatrany Salkà:
Fito ny rahalahin’ireo, araka ny fianakaviany avy, dia Mikaela sy i Mesolama, i Seba sy i Jôray mbamin’i Jahikano sy i Zia ary i Hebera: